airtel

Sport

22-janv-2026

Fiaraha-miasa amin’i

Corentin Martins Mbola mampametra-panontaniana ny tohiny !

Sample post image

Handray anjara amin’ny FIFA

22-janv-2026

Series 2026 mandritry ny fotoam-pampivondronana amin’ny volana martsa ny ekipam-pirenena kaomorianin’ny baolina kitra, raha ny fampitàm-baovao voaray. Izy io dia lalao ara-pirahalahiana mamondrona ekipam-pirenena miisa 48 izay tsinjaraina anaty vondrona miisa 12, hoy ny fanazavàna. Tanjona anatin’izany ny ifandandrinana ekipam-pirenena samihafa tantanana kaonfederasionina samihafa. Ao anatin’izany rehetra izany dia mbola tsy misy tokontaniny kosa hatreto ny mikasika ny ekipam-pirenena malagasy na ny Barean’i Madagasikara. Na ny mpanazatra Corentin Martins aza mbola mampametra-panontaniana na ho avela hanohy ny asany na ho faranan’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra tanteraka eto koa ny fifanarahana aminy.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

06-mars-2026

Misy komity milaza hikarakara fifidianana

Card image cap