airtel

Sport

27-févr-2023

Sport

Orange Pro League Lavon'ny COSFA ny Fosa

Sample post image

Ela ny ela ka resy ihany ny Fosa Juniors omaly teny Vontovorona. Tamin'ny isa mavesatra 3 noho 1 no nandresen'ny

27-févr-2023

COSFA ny Fosa Kenda roroka mihintsy no nahazo ny Fosa satria efa nahafaty baolina intelo ny miaramila tamin'ny alalan'i Rufin (38), Toky (45) ary Tojo (87). Efa 90 mn vao nahafaty i Fely ilay mpilalao an'i Five FC taloha. Toy izao ireo vokatra hafa : - Uscafoot nandresy Tia Kitra 2 noho 0 - Zanakala nandresy JET Kintana 2 noho 0 - CFFA sy Elgeco Plus nisaraka 0 noho 0 - MAMA FC nandresy Dato 1 noho 0 - AS Fanalamanga nandresy Tsaramandroso 2 noho 0 .
Clément RABARY
 

Dans la même rubrique