airtel

Actualités

21-janv-2026

AKAMA 67 HA

Nandray marenina Rosiana 12 mianadahy

Sample post image

Nandray vahiny ny Akanin'ny Marenina

21-janv-2026

etsy amin'ny 67 ha, ivon-toerana mitaiza sy mandray an-tanana ireo ankizy mañana olana ara-pihainoana. Marenina Rosianina miisa 12 mianadahy no nandalo nitsidika tao amîn'izy ireo izay fantatra fa tsy mahay teny Malagasy. Izy ireo koa anefa tsy mahay teny Rosiana saingy ny nahafaly sy nitambaran'izy ireo dia ny fahaizana sy ny fahafehezanan'ny roa tonta ny tenin’ny tanana . Nifankahazo tsara ny resaka noho izany. Ny tenin'ny tanana no nampiasain'ireo mpianatra nifanakalozana traikefa sy nifampitana vaovao.Fantatra moa fa santatra am-bavarano ihany izao fa ny manetsabe mbola ho avy.
Nangonin'i Pati
Légende : Faly tafahoana tahaka izao ny roa tonta !
 

Dans la même rubrique

10-sept-2026

Miahiahy sy miampanga olom-boafidy TGV ireo voakasika

Card image cap
10-sept-2026

tokony hahintsy ny fifidianana!»

Card image cap
10-sept-2026

ny volan’ny orinasan-dRajoelina

Card image cap
10-sept-2026

Niseho tamin’ny alalan’ny « visioconférence »

Card image cap
10-sept-2026

Hovitaina mialohan'ny faran'ny taona

Card image cap
09-sept-2026

rano fisotro madio tsy tapaka ny fanjakana

Card image cap