airtel

Actualités

10-juin-2025

Ambatolaoka, Nosy Be

Teratany vahiny iray niantona tamin’ny fehikibo

Sample post image

Lehilahy teratany vahiny iray, 55 taona, no hita niantona tamin'ny fehikibony

10-juin-2025

ary tsy nisy aina intsony, raha ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo. Ny mpiasa an-trano no nahita izany tao amin'ny efitranon’ity teratany vahiny ity tao Ambatolaoka, Nosy Be, ny alakamisy teo, hoy ny fanazavàna. Tsy mbola fantatra mazava ny anton’ity voina ity. Raha ny filazan'ilay mpiasa an-trano dia tsy nety nisakafo atoandro ity farany ny andron'io. Efa misokatra kosa ny fanadihadiana, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-sept-2026

karaman’ireo depiote hamahana delestazy ! »

Card image cap