airtel

Actualités

05-févr-2026

ANKADIBE AMBATOMIRAHAVAVY

Mpianaka nandeha moto, nilatsaham-baratra

Sample post image

Zava-doza no nitranga tao Ankadibe

05-févr-2026

Ambatomirahavavy omaly hariva tokony ho tamin'ny 05 ora tany ho any. Mpianaka nitondra moto no indray niara- nilatsaham-baratra teny am-pandehanana.Na izany aza anefa tsy naninona ilay zaza. Ilay Rangahy Rainy kosa no ahiana ho efa maty noho izy tsy nihetsika intsony, hoy ny loharanom-baovao azo. Efa niantso ny tompon’andraikitra ireo olona nanatri-maso ka efa samy nandray ny andraikiny Ireto farany. Tsiahivina fa avy ny orana omaly hariva na dia tsy naharitrabe aza. Somary mafimafy anefa izany tamin'ny faritra maro ka anisany ny teny Ambatomirahavavy.
Nangonin'i Pati
Légende : Tahaka izao ny nahazo azy mianaka !
 

Dans la même rubrique

07-sept-2026

demokrasia no tena mipetraka ny kolikoly»

Card image cap
07-sept-2026

Tsy mba miova ny tantara fa ny

Card image cap
07-sept-2026

hanamboaran-dalana eto Madagasikara

Card image cap
07-sept-2026

Hametraka ho laharam-pahamehana

Card image cap
07-sept-2026

Voalaza ho antony nahafaty olona tao amin’ny "Bloc opératoire"

Card image cap
07-sept-2026

Sinoa roalahy voatana am-ponja ao Tsiafahy

Card image cap