airtel

Actualités

11-mars-2025

Ankaditoho Anosimahavelona

Olona notaingin-dakana latsaka ao amin'ny ranon'Ikopa

Sample post image

Nitelina olona indray ny ranon'Ikopa omaly Alatsinainy 10 Martsa hariva.

11-mars-2025

Lakana nitondra mpandeha maromaro handeha hody ao amin'ny Fokontany Ankazotoho Anosimahavelona no fantatra fa latsaka tao anaty rano tao anaty haizina. Nisy ny olona avotra soa aman-tsara hatramin'ny fotoana nanoratanay omaly hariva raha nisy koa ireo mbola tsy hita popoka ka voatery niantsoana ny sampana mpamonjy voina. Raha ny loharanom-baovao azo moa dia nihoatra ny 5 ireo mpandeha tao anatin'ity lakana ity. Mbola mitohy ny fikarohana ireo tsy hita.
Pâti
Légende : Nandritra ny fikarohana ireo.mpandeha mbola tsy hita !
 

Dans la même rubrique

10-sept-2026

Miahiahy sy miampanga olom-boafidy TGV ireo voakasika

Card image cap
10-sept-2026

tokony hahintsy ny fifidianana!»

Card image cap
10-sept-2026

ny volan’ny orinasan-dRajoelina

Card image cap
10-sept-2026

Niseho tamin’ny alalan’ny « visioconférence »

Card image cap
10-sept-2026

Hovitaina mialohan'ny faran'ny taona

Card image cap
09-sept-2026

rano fisotro madio tsy tapaka ny fanjakana

Card image cap