airtel

Actualités

17-juin-2026

FANADINANA CEPE

Ny taranja kajy no tena nampitaraina ny mpiadina

Sample post image

Ny taranja kajy na ny operation sy ny

17-juin-2026

problème no fantatra fa tena nampitaraina fatratra ireo mpiadina niatrika ny fanadinam-panjakana CEPE omaly Talata 16 Jona. Ny ankoatra izay hoy ireo mpiadina nanaiky niresaka tamin'ny gazety Tia Tanindrazana dia mba azoazo avokoa. Tahaka izao ny resaka nifanaovana tamin'izy ireo.
Jean de Dieu, 9 taona mpianatry ny sekoly tsy miankina Tsimoka : Ny ahy tsy vita mihitsy ilay « problème » fa tena sarotra. Na izany aza mba azoazo ny taranja hafa ary manantena ny ho afaka.
Toavina, 10 taona, mpianatry ny sekoly Saint Laurent : Sarotsarotra ny « opération » fa tsy maninona. Mba vitako daholo ny ahy. Ny taranja ankoatra izay nilamina daholo dia manantena vokatra tsara Tsiahivina moa fa ny taranja Malagasy, Frantsay, Tantara sy jeogragia np namaranan'ireo mpiadina ny fanadinana omaly folakandro raha ny opération, ny problème, ny SVT ary ny TFM no nisantarana izany ny maraina.
Pati

 

Dans la même rubrique

14-août-2026

intsony ny fikaonandoha eo!»

Card image cap
14-août-2026

miazo an'i Toamasina

Card image cap
14-août-2026

Voatendry ho Tale Jeneralin’ny CNaPS

Card image cap
14-août-2026

no filan'Antananarivo

Card image cap