airtel

Actualités

25-sept-2025

Fanja Andriamanantena

«Iza no mpanakorontana, iza no korontanina?»

Sample post image

Iza no mpanakorontana, hoy omaly ny mpanakanto,

25-sept-2025

Fanja Andriamanantena? Iza no korontanina, hoy izy? Iza no voakorontana? Inona ilay korontana? Ny fiainako sy ny an-jafikeliko aloha dia korontanin'ny mpanakorontana. Voakorontana tokoa, indrindra, ny hariva fanaovana enti-mody sy mba hisasàna. Maty ny jiro. Tapaka ny rano. Loza! Taona 2025, taona arivo fahatelo anefa, hono, izao iainana izao, hoy hatrany ity mpanakanto ity tsy nety raha tsy naneho ny heviny manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

10-sept-2026

Miahiahy sy miampanga olom-boafidy TGV ireo voakasika

Card image cap
10-sept-2026

tokony hahintsy ny fifidianana!»

Card image cap
10-sept-2026

ny volan’ny orinasan-dRajoelina

Card image cap
10-sept-2026

Niseho tamin’ny alalan’ny « visioconférence »

Card image cap
10-sept-2026

Hovitaina mialohan'ny faran'ny taona

Card image cap
09-sept-2026

rano fisotro madio tsy tapaka ny fanjakana

Card image cap