airtel

Actualités

03-nov-2025

Governoran’i Vakinankaratra

teo aloha Nomena solika

Sample post image

isam-bolana 100 tapitrisa Ariary be izao…

03-nov-2025

Mitentina 100 tapitrisa Ariary be izao ny vidin-tsolika isam-bolana nomena ny governoran’ny faritra Vakinankaratra, Rakotovao Vyvato, raha ny ampamoaka tafaporitsaka indray ny farany herinandro teo momba ny didim-panjakàna mikasika izany. Fandaniana niala tao amin'ny tetibolan'io faritra io, araka ity taratasy nosoniavin’ity governora ao an-toerana ity izany, raha ny voamarina tamin’ny faran’ny herinandro teo ihany. Efa nofoanan’ny fitondràna ankehitriny io didy nivoaka ny 13 novambra 2023 io. Andrasana kosa nefa etsy ankilan’izay ny fanazavàna avy amin'ny tomponandraikitra mahakasika izany, raha ny tati-baovao voaray hatreto hatrany aloha.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

10-sept-2026

Miahiahy sy miampanga olom-boafidy TGV ireo voakasika

Card image cap
10-sept-2026

tokony hahintsy ny fifidianana!»

Card image cap
10-sept-2026

ny volan’ny orinasan-dRajoelina

Card image cap
10-sept-2026

Niseho tamin’ny alalan’ny « visioconférence »

Card image cap
10-sept-2026

Hovitaina mialohan'ny faran'ny taona

Card image cap
09-sept-2026

rano fisotro madio tsy tapaka ny fanjakana

Card image cap