airtel

Actualités

06-août-2025

Mpivarotra miisa 109 ao amin’ny Tsena Sabotsy

Nofoanana ny trosa 121 tapitrisa Ariary

Sample post image

Nofoanan’ny orinasa mpampindram-bola Vahatra ao Antsirabe ny

06-août-2025

trosan’ireo mpivarotra miisa 109 mitentina 121 tapitrisa Ariary izay voakasiky ny fahamaizan’ny Tsena Sabotsy, raha ny fampitàm-baovao voaray. Mbola afaka mamerina ny findramam-bola indray ireo mpivarotra. Mba ampandehanana ny asan’izy ireo no anton’izany. Hisy ihany koa ny fanampiana ireo fianakaviana voakasiky ny fahamaizana amin’ny alalan’ny fanomezana fitaovam-pianarana ireo mpianatra, raha ny fampitàm-baovao voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija 

Dans la même rubrique

17-sept-2026

karaman’ireo depiote hamahana delestazy ! »

Card image cap