airtel

Actualités

10-juin-2025

Nangangaina ho nangalatra 40 tapitrisa Ar

Mpiasa an-trano 17 taona nodoran’ny mpampiasa

Sample post image

Tranga mahatsiravina no nitranga tao Befidina, Nosy Be ny faramparan'ny herinandro teo.

10-juin-2025

Vehivavy mpiasa an-trano iray, 17 taona monja, no notobasan’ny patron lasantsy ary nodorana, taorian’ny fiampangana azy fa nangalatra vola 40 tapitrisa Ariary. Vokatry ny herisetra natao taminy, may tamin’ny ambaratonga fahatelo ilay zazavavy ary voatery naiditra haingana tao amin’ny sampana vonjy maika. Raha vao vita kosa ny nataony dia nitsoaka ilay tompon-trano, ary efa mikaroka azy ankehitriny ny mpitandro ny filaminana.
Asmynah Randriamananjara (Mpiana-draharaha)

 

Dans la même rubrique

05-juin-2026

Fantantsika hatramin’izay fa ny

Card image cap
05-juin-2026

HCC raha mikotrika fanongam-panjakana"

Card image cap
05-juin-2026

ny asa no ifampitsarana!"

Card image cap
05-juin-2026

Voalohany Miisa 31 hatreto ireo Malagasy

Card image cap
05-juin-2026

mifototra amin’ny fahitsiana no tanjona

Card image cap
05-juin-2026

kolikoly amin'ny fampianarana

Card image cap