airtel

Actualités

22-mai-2025

Rano etsy Andravoahangy

Nilaza handray andraikitra indray ny mpitantana…

Sample post image

An-taonany maro ny olan’ny rano etsy Andravoahangy, saingy tsy tena mbola mitoetra hatramin’izao.

22-mai-2025

Nisy indray ny fidinana nifarimbonan’ny CUA, ny Minisiteran’ny Asa Vaventy, ny APIPA ary ny SMA teny an-toerana mba hijery ny toetry ny fantsona fanariana rano. Hita tamin’izany fa maro ireo fanorenana sy fitaovana fanorenana manakana ny fandehanan’ny rano, ka mahatonga ny rano hiakatra sy hibaha eny amin’ny arabe. Manoloana izany, noraisina ny fepetra, toy ny fanadiovana ny fantsona (curage), fanakanana vonjimaika asa fanorenana sasany, fanadiovana ny sisin-dalana, ary fanentanana ho an’ny mponina. Tanjona amin’izany rehetra izany ny fisorohana ny tondra-drano sy ny fiarovana ny fotodrafitrasa amin’ny ho avy. Andrasana indray izany ny tohiny e !
Asminah Randriamananjara (Mpiana-draharaha)
 

Dans la même rubrique

17-sept-2026

karaman’ireo depiote hamahana delestazy ! »

Card image cap