airtel

Actualités

26-mars-2026

Tambazotra Facebook

Misy fikorontanana tsy mazava

Sample post image

Tao anatin’ny 2 andro izao

26-mars-2026

dia nampitaraina ireo mpikirakira tambazotran-tserasera ny tambazotra Facebook, raha ny angom-baovao voaray hatramin’ny omaly. Misy fikorontanana tsy mazava ity tambazotra ity, hoy ny fitarainana voaray. Arakaraky ny fidongin’ny katrokonja na «connexion» aterak’izany ihany koa nefa no vao mainka mampidangana ny sarany alain’ireo mpandraharaha amin’ny fifandraisan-davitra eto Madagasikara amin’ireo mpanjifa mikirakira ity tambazotra iray ity. Ity tambazotran-tserasera iray ity ihany hatramin’ny omaly aloha no tena nahitàna izay fikorontanana hafahafa izay, raha ny fampitàm-baovao hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-sept-2026

karaman’ireo depiote hamahana delestazy ! »

Card image cap