airtel

Actualités

21-nov-2025

Taom-piotazana Litchi

Efa mitandahatra amin’ny RN2 ireo fiarabe

Sample post image

Efa mitandahatra amin’ny lalam-pirenena

21-nov-2025

faharoa na RN 2 iny, raha ny fampitam-baovao voaray omaly aloha, ireo fiarabe mpisehatra amin’ny fihariana Litchi ho fiomanana amin’ny taom-piotazana izany voankazo izany. Somebiseby sy velombolo sahady, hoy ny fanazavàna, satria inoana fa hiha halalaka kokoa ny sehatra. Nalaza ho nogiazan’olon-tokana hatramin’izay ny tsena mikasika ity voankazo mampiavaka ny volana desambra ity. Amin’izao fotoana izao kosa dia samy manantena ireo tantsaha ao Toamasina ao fa samy hahazo ny anjarany an-kalalahana ny mpihary rehetra momba izany, raha ny fampitàm-baovao voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-sept-2026

karaman’ireo depiote hamahana delestazy ! »

Card image cap