airtel

Actualités

23-avril-2026

TSENABE FIVOARANA

ANDIANY FAHA-3 Hanehoana ny vokatry ny tantsaha

Sample post image

Nisokatra tamim-pomba ofisialy

23-avril-2026

omaly Alarobia 22 Aprily ilay hetsika Tsenabe Fivoarana andiany fahatelo karakarain'ny FIVOI eny Miakadaza Imerintsiatosika. Hetsika ara-toekarena natao hanehoana ny vokatry ny tantsaha izy io raha tsiahivina toy ny fambolena, fiompiana , asa tanana sns...Miavaka ity andiany ity amin’ny ankapobeny. Trano eva an-poliny mantsy no indray miara-mandray anjara amin'izany hanomezana fahafaham-po ireo mpitsidika. Misy ihany koa ny tolotra hahafahana mahazo traikefa amin’ny alalan’ny fampiofanana maimaim-poana hatolotra mandritra ny hetsika. Nambaran'ny tompon'andraikitra fa mety sy tsara raha mahazo sehatra hahafahany maneho ny ezaka hataony ny tantsaha. Mahatratra 80% mantsy izy ireo manerana ny Nosy izay marihina fa manana ny fahaiza-manaony avokoa nefa mila tohana sy fanampiana ihany koa, indrindra avy amin'ny Fitondram-panjakana.
Pati
Légende : Ahitana karazan-javatra maro ao amin'ny tsenabe Fivoarana !
 

Dans la même rubrique

19-juin-2026

no tsy manao ezaka mianatra»

Card image cap
19-juin-2026

Haverina ny lanjan’ny fampianarana teknika », hoy ny Minisitra Todisoa

Card image cap
19-juin-2026

lehibe ny tananan'i Talatamaty

Card image cap
19-juin-2026

nalentiny tao anaty rano ny zanany

Card image cap
18-juin-2026

manoloana ny raharaha Iran sy Etazonia

Card image cap
18-juin-2026

Lehilahy iray mpanao saribao naiditra am-ponja vonjimaika

Card image cap