airtel

Fampianarana

22-janv-2026

Institut Supérieur

de Technologie - Antsiranana

Sample post image

Vita soamantsara ny famindram-pahefana

22-janv-2026

Savorovoron-kilatoana tokoa araka ilay fitenenana. Vita soamantsara teo imason'ny tompon'andraiktry ny Tanàna ( filohan'ny filankevitra, ny lefitry ny ben'ny tanàna, ny prefe) sy ny mpampianatra, ny mpianatra ary ny mpandraharaha ny famindram-pahefana avy tamin'ny Dr. TSIMITAMBY Briand sy ny Tale jeneraly mpsolo toerana Dr. SAMBATRA Eric Jean Roy. Mazava ho azy fa notronon'ny ministera ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara- tsiansa tamin'ny alalan'ny Sekretera Jeneraly Salava Julien izany. Azo atao tsara ny miresaka sy mifandamina ary mitohy ny asa eo anivon'ny Institut Supérieur de Technologie na IST Antsiranana. Izay no tena hafatra lehibe omaly tany avaratra tany.
Nangonin'i RTT

 

Dans la même rubrique

22-mai-2026

Hatao sekoly nomerika ny EPP ao Antandrokomby,

Card image cap