airtel

Fandriampahalemana

26-mai-2025

Sekoly miaramilam-pirenena

Nankalazaina ny faha 102 taona

Sample post image

Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny fankalazàna ny faha 102 taonan’ny Sekoly

26-mai-2025

miaramilam-pirenena na SEMIPI ao Fianarantsoa. Isany nahasarika ny ranty momba ny niandohan’izany fianarana miaramila izany toy ny hoe tahaka izao no paozin’izany atao hoe «Kadetra» izany tamin’ny fotoan’andro. Toy izao ny «miaramila kely» mpianatra nomanina hiditra ho manam-boninahitra tany amin’ny taona 1885 sy 1887 tany, ny tany amin’ny 138, ny tany amin’ny 140 taona lasa sy ny tahaka izany. manamboninahitra anglisy no mpampianatra ireo mpianatra ho miaramila voalohany tao. Nalaza indrindra tamin’izany ny Kolonely Shervinton. Avy amin’ny teny anglisy hoe «cadets» moa ny teny hiantsoana ny mpianatra ho manamboninahitra malagasy hoe «kadetra», hoy hatrany ny fanamarihana sy fampitam-baovao voaray.
Nangonin’i J. Mirija 

Dans la même rubrique

27-juil-2026

Nanamafy ny Fanjakana fa

Card image cap
23-juil-2026

Sri-lankais iray voasambotra, depiote iray voatonona, 11 any am-ponja

Card image cap