airtel

Fandriampahalemana

07-mars-2024

SOANAVELA AMBOHIJANAKA

Tratra ilay Ramatoa nanafika tranon’olona

Sample post image

Tsy lehilahy irery intsony no manafika sy mamaky tranon’olona amin’izao

07-mars-2024

fa efa manao koa ny vehivavy. Ramatoa iray no saron’ny 𝐟𝐨𝐤𝐨𝐧𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 nanao izany asa ratsy izany 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨𝐧'𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐒𝐎𝐀𝐍𝐀𝐕𝐄𝐋𝐀, 𝐊𝐚𝐨𝐦𝐢𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐇𝐈𝐉𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀, 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐦𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨 omaly Alarobia 06 Martsa maraina. Nodondominy ny trano rehefa fantany fa ilay mpanampy an-trano fotsiny no tao. Notampenany ny vavany sy ny masony taorian’izany ka Naoronyy ireo ny entana toy ny 𝒓𝒊𝒄𝒆 𝒄𝒐𝒐𝒌𝒆𝒓, 𝒗𝒊𝒍𝒂𝒏𝒚, 𝒇𝒂𝒉𝒊𝒕𝒂𝒍𝒂𝒗𝒊𝒕𝒓𝒂, 𝒍𝒆𝒄𝒕𝒆𝒖𝒓, … Nokaikerin'ilay mpanampy anefa ny tanan'ilay nanampina ny vavany ka tafatsoaka niantso vonjeo izy. Nirohotra nifarimbona nisambotra ilay mpanao ratsy ny fokonolona vokatr’izany. Ilay vehivavy no voasambotra fa ny vehivavy iray kosa tafaporitsaka. Mitohy ny fikarohana ity farany.
Pati
Legende : Ity ilay Ramatoa iray nanafika tranon’olona teny Ambohijanaka !
 

Dans la même rubrique

25-juil-2024

Nahitam- bokatra ny ady amin'ny asan-jiolahy hataon'ny Polisim-pirenena .

Card image cap
24-juil-2024

Volabe mitentina 3.800.000 Ariary no lasan’ny tovolahy iray 19 taona izay mpiasa an-trano,

Card image cap
24-juil-2024

Lehilahy iray nambaran’ny havany fa handeha haka fanafody tany amin’ny toeram-pitsaboana

Card image cap