airtel

Fandriampahalemana

04-août-2026

Tovolahy natao

ombay mitady

Sample post image

Hita faty omaly teny Sabotsy

04-août-2026

Namehana Tovolahy iray, 23 taona, fantatra amin'ny anarana hoe Randriamahefa Mbolatiana na koa i Mbola araka ny fiantson'ny mpiara-monina aminy no hita faty nakarina avy anaty rano teny atsinanan'ny tetezana Sabotsy Namehana omaly Alatsinainy 3 Aogositra maraina. Tsy hita izy io, ary nanaovana ombay mitady niparitaka tamin'ny tambazotra sosialy nanomboka tamin'ny 28 Jolay 2026. Mponina eny Sabotsy Namehana eny ihany izy ity, ary salama saina tsara. Miahiahy ny olona sao vono olona niniana izao.
Jean D.
 

Dans la même rubrique

18-sept-2026

6 nidoboka am-ponja, iray tarika amin'ny 73kg...

Card image cap
18-sept-2026

Ravan'ny Polisim-pirenena, olona 9 voasambotra tany Tolagnaro

Card image cap
18-sept-2026

vadiny dia namono ten izy

Card image cap
18-sept-2026

Nampidirina am-ponja vonjimaika

Card image cap
17-sept-2026

vinantony teo amin’ny lohany

Card image cap