L๐ฒ๐ต๐ถ๐น๐ฎ๐ต๐ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ 20 ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ m๐ผ๐๐ผ, ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฒ๐ต๐ฎ nanao ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ m๐ผ๐๐ผ ๐ป๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป๐ ๐ป๐ผ ๐บ๐ฎ๐๐ ๐๐๐ ๐๐ฟ๐ฎ-๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐ป๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ผ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ kamiao lehibe ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐. Raha araka ny fantatra dia nandeha mafy ilay kodiaran-droa io ka avy hatrany dia namantana tao ambany kodiaranโilay kamiao. Avy any Toliara hiazo an'Antananarivo ilay kamiao no nifanehatra tampoka taminy, antony niteraka ilay famoizana aina tampoka. Simba tanteraka koa ilay moto vokatrโizany nentiny. Ny fiaran'ny mpitandro ny filaminana moa no nandray an-tanana ny fitondrana ny razana, raha nanaovana fanadihadiana ilay mpamilinโilay kamiao. Tsiahivina moa fa mahatratra 10 isanโandro ireo olona mamoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizana eto amintsika. Ny 80%-nโizany dia vokatry ny olana ara-teknika mety mahazo ilay fiara avokoa raha vokatry ny tsy fitandremanโny mpamily kosa ny 20%.
Pati
Legende : Nandriaka ny ra teto !
Haharaisana fitarainana hatrany ny tsy fanarahan-dalana hataonโireo taksibe eto