airtel

Fifamoivoizana

23-juin-2025

ANKADILANANA

Nandratra vehivavy ilay moto nandeha mafy

Sample post image

Moto iray nandeha mafy no fantatra fa nandratra vehivavy iray afak'omaly

23-juin-2025

sabotsy 21 Jona tokony ho tamin'ny 10 ora alina.Teo Ankadilalana Mahamasina no nitrangan'izany, manoloana indrindra ny lakazerin'ny zandarimaria , ny Toby Richard Ravaloma ana. Nanao taingin-droa ity moto tra-doza ity ka tsy nahafehy ny lamasinina tosimilina nentiny ilay mpamily vokatry ny fandehanana mafy loatra, hoy ny vaovao. Nikasoka ny sisi-moron-dalana (trottoir) ilay kodiarandroa vokatr'izany ka nianjera mafy dia mafy tokoa. Avy hatrany dia nentina namonjy ny hopitaly CHU-JRA Ampefiloha ilay naratra raha nogiazana kosa ilay moto sy ny taratasy momba azy.
Pati
Légende : Tahaka izao ny loza nahazo ilay moto. 

Dans la même rubrique

24-août-2026

30 hofanin'ny SAMCRETE

Card image cap
21-août-2026

Anisan’ny vaindohan-draharahan’ny

Card image cap