airtel

Fifamoivoizana

27-mars-2026

Niampita tamin’ny

maizina teny Masay

Sample post image

Raim-pianakaviana iray maty tsy tra-drano

27-mars-2026

Raim-pianakaviana iray no voalaza fa maty voadonan’ny fiara tsy mataho-dalana na 4X4 teny Masay ny harivan’ny omaly tokony ho tamin’ny 7 ora sasany. Lasa nitsoaka ilay nandona azy, hoy ny fampitàm-baovao voaray. Tombanana ho voadonan'ny «moto» na kodiarandroa koa nefa ity raim-pianakaviana ity satria misy potikana kodiarandroa manodidina ny razana, hoy hatrany ny fampitàm-baovao voaray. Raim-pianakaviana niampita tamin’ny maizina ity maty ity, raha ny angom-baovao hatramin’iny alin’ny omaly iny hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique