airtel

Politique

16-oct-2025

DEPIOTE RAJERISON ANTOINE

Nitory noho ireo vono, fandratrana...nahazo azy

Sample post image

Nametraka fitoriana eny anivon'ireo

16-oct-2025

tompon'andraikitra isan'ambaratongany ny Solombavambahoaka voafidy tany amin'ny distrikan'Arivonimamo Rajerison Antoine. Noho ireo vono, fandratrana, ompa fisamborana tsy ara-dalana ary fanerena azy haka sary tamin'ny basy, tranga izay niseho teny Tsiadana no antony, nandritra ny fitokonana fitakiana ireo zo fototra amin'ny maha olombelona niarahana tamin'ny mpianatra sy ireo tanora marobe. Nohamafisin'ity Depiote-n'Arivonimamo ity fa tsy rariny ary tsy ara-dalana ireny tranga nahazo azy ireny. Tanjony amin'izao fametrahana fitoriana izao moa ny mba hahafahana manasazy ireo mpanao ratsy sy ny tsy hiverenan'ny tranga tahaka izao intsony eto amin'ny tany sy ny Firenena.
Pati
Légende : Ireo taratasy fitoriana nataon'ny depiote Rajerison Antoine !
 

Dans la même rubrique

30-avril-2026

Handeha ireo dingana samihafa, efa misy raharaha sy fitoriana any amin’ny Bianco…

Card image cap
30-avril-2026

Natao ny tolona noho ny tsy fitiavana

Card image cap
30-avril-2026

ny fanabeazana politika sy maha olompirenena»

Card image cap
30-avril-2026

Mihenjan-droa ny tady eo amin’i Madagasikara sy Lafrantsa

Card image cap
30-avril-2026

federalista mandritra ny fikaonan-doham-pirenena

Card image cap
29-avril-2026

Nampanantsoina ny Ambasadaoro Frantsay,

Card image cap