airtel

Politique

04-juin-2026

Eliana Bezaza

"Miverina amin’ny fototra niorenany ny Repoblika"

Sample post image

Naneho ny fankasitrahany ny fitondram-panjakana

04-juin-2026

mijoro ankehitriny ny antoko PSD (Parti Social Démocrate), tarihin'ny Sekretera Nasionaly, Rtoa Eliana Bezaza taorian'ny lahateny nataon’ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika, ny Kolonely Randrianirina Michaël mikasika ny datin’ny 14 Oktobra nahazahoana ny fahaleovantena, nialana tamin’ny fanjanahantany, naha Repoblika an'i Madagasikara. "Hankalazaina amin’ny fomba ofisialy amin’ity taona ity io daty malaza io raha novonoina tao anatin’ny 44 taona ngarangidina, ko mifalia isika Malagasy fa miverina amin’ny fototra niorenany sy ny tantara marina ny Repoblikantsika", hoy Rtoa Eliana Bezaza. Marihina fa tsy nitsahatra nankalaza an’io daty fototra niorenan’ny Repoblika Malagasy io ny antoko PSD sy ireo Sojabe miaraka amin’ny vahoaka maro isan-taona.
Jean D.
Eliana Bezaza Sekretera nasionalin'ny antoko PSD
 

Dans la même rubrique

03-sept-2026

Nitohy omaly tolakandro teny

Card image cap
03-sept-2026

Hajaina ny fe-potoaka,

Card image cap
03-sept-2026

Ambasadaoro Frantsay Jean-Marc Grosgurin

Card image cap
02-sept-2026

Mila havahana tsara mba tsy ho lasa fialokalofana…

Card image cap
02-sept-2026

Madagasikara dia fifidianana tsy tena izy»

Card image cap
02-sept-2026

Hangonina manomboka anio

Card image cap