airtel

Politique

03-juil-2026

KMF

CNOE

Sample post image

Natomboka omaly tetsy amin’ny

03-juil-2026

le Pavé Antaninarenina ny fiofanana niarahan’ny KMF/CNOE izay fiarahamonina misehatra amin’ny fifidianana tamina kaominina miisa 4 heverina ho filamatra amin’ny fanaovana fanentanana momba izany ihany koa. Haharitra 2 andro, izany hoe mifarana anio, izany fiofanana izany, hoy ny fanazavàna. Hisy avy eo ny fidinana ifotony hizaràna ny traikefa azo avy amin’izany. Manao antso amin’ny fitondràm-panjakàna ny KMF/CNOE mba hanatanteraka araka ny tokony ho izy ny atao hoe fifanakalozankevitra eny ifotony anatin’ity atao fikaonandoham-pirenena ity. Rahoviana marina koa no tena hanomboka ity fikaonandoha ity ary iza no tena hitarika azy? Aza atao ambanin-javatra ny serasera, hoy hatrany ny KMF/CNOE!
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

03-sept-2026

Nitohy omaly tolakandro teny

Card image cap
03-sept-2026

Hajaina ny fe-potoaka,

Card image cap
03-sept-2026

Ambasadaoro Frantsay Jean-Marc Grosgurin

Card image cap
02-sept-2026

Mila havahana tsara mba tsy ho lasa fialokalofana…

Card image cap
02-sept-2026

Madagasikara dia fifidianana tsy tena izy»

Card image cap
02-sept-2026

Hangonina manomboka anio

Card image cap