airtel

Politique

10-juil-2026

Kristianina manao politika

«Tsy misy haizina ka

Sample post image

handresy ny hazavana»

10-juil-2026

Tsy misy afenina ka tsy ho hita, hoy ny antoko politika Kristianina manao politika. Tsy misy takona izay tsy hiseho, hoy ny filohan’izy ireo, Eliace Ralaiarimanana. Ny zavatra rehetra dia azo atao, hoy izy, fa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa. Ny atao no hita ary ny hazo raha tsara dia tsy mba hamoa voa ratsy. Mankahery antsika rehetra manoloana izao kihon-dalana sarotra lalovantsika izao ary manentana antsika malagasy rehetra, aoka samy ho mailo sy hitandrina satria ny ratsy tsy kely lalana ary ny mpanararaotra tsy maintsy misy. Ataovy lohalaharana ny mivavaka alohan’ny hivoaka ny trano fa tsy misy haizina ka handresy ny hazavana, hoy hatrany ny tenany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

03-sept-2026

Nitohy omaly tolakandro teny

Card image cap
03-sept-2026

Hajaina ny fe-potoaka,

Card image cap
03-sept-2026

Ambasadaoro Frantsay Jean-Marc Grosgurin

Card image cap
02-sept-2026

Mila havahana tsara mba tsy ho lasa fialokalofana…

Card image cap
02-sept-2026

Madagasikara dia fifidianana tsy tena izy»

Card image cap
02-sept-2026

Hangonina manomboka anio

Card image cap