airtel

Politique

15-déc-2025

Tambabe fanorenana

ifotony ho an’i Madagasikara

Sample post image

Hanao fihaonambe voalohany

15-déc-2025

Ny 17 desambra izao, raha tsy misy ny fiovàna, no hanatontosa fihaonambe voalohany eto Antananarivo, eny By pass, ny Tambabe fanorenana ifotony ho an’i Madagasikara na TAFITA, hoy ny fampitàm-baovao voaray. Ho fanorenana ifotony amin’ny fomba rehetra ny firenena no tanjona ao anatin’izany, hoy ny fanazavàna. Ho fanovàna ny rafitra nisy ihany koa mba hahatongavana amin’ny fahaleovantena tena izy. Isan’ny teboka lehibe ho dinihina ihany koa nefa ny fampandrosoana ny fari-piainam-bahoaka ho amin’ny tombontsoam-pirenena, hoy hatrany ny fampitàm-baovaon’ity vovonana politika ity.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-avril-2026

mba tsy ho voafandrika

Card image cap
17-avril-2026

izany ny Filohan'ny fanavaozana, hoy ny Pr Joseph

Card image cap
17-avril-2026

Fiantsoana ny tafika hikomy,

Card image cap
16-avril-2026

Nilatsaka ny didin'ny Minisitera ny Atitany

Card image cap
16-avril-2026

tao anatin’ny 48 ora...

Card image cap
16-avril-2026

Tsy ho vita ao anatin’ny 5 volana ny

Card image cap