airtel

Politique

18-déc-2024

Voka-pifidianana vonjimaika

Amin’ny 24 desambra farafahatarany

Sample post image

Ny 24 desambra no fe-potoana farafahatarany hamoahana ny vokatra vonjimaika feno isaky

18-déc-2024

ny renivohi-paritany, raha ny seraseran’ny CENI. Ny rafitra vonjimaika antsoina hoe : SPARTREC (Structure Provinciale Ad’hoc de Traitement des Résultats des Elections Communales) no hikirakira sy hamoaka ny voka-pifidianana feno isaky ny Renivohi-paritany 6, ka ny Filohan’ny CENI no Filohan’io. Ity farany izay manao fidinana ifotony ny fomba fiasan’ny ekipa, mihaino ireo olana samihafa, ary mandroso vahaolana hisorohana ny sakana isan-karazany, raha ny serasera mandeha. Voalaza fa manaraka akaiky ny fizotry ny fikirakirana, mialoha ny hamoahana ny fanapahana isaky ny ny faritany. Hatreto, hoy ny CENI, dia mizotra milamina ny asa hahafahana manaja ny tetiandro napetraka. Ny seraseran’ny CENI izay fa ny zava-misy akampobeny ve tena izay ? Tena fifidianana nilamina sy nadio ve no nitranga ? Manao ahoana ny momba ireo toe-javatra mampiahiahy raha tsy hilaza afatsy ny lisi-pifidianana, ny « ordonnances » tsy mazava sy nanenjehana isa, ny bileta tokana niparitaka sy efa voamarika,…
Toky R
 

Dans la même rubrique

07-mai-2026

Ny raharahanareo depiote alamina tsara!»

Card image cap
06-mai-2026

ny fisamborana an-dRaholdina »

Card image cap
06-mai-2026

fiampangan’ny Antenimierampirenena

Card image cap
06-mai-2026

sy ny Minisitry ny Fitsarana…

Card image cap
06-mai-2026

Nisokatra omaly ny fotoam-pivoriana

Card image cap