airtel

Sosialy

22-oct-2025

Désiré Ranaivoson

«Iray amin'ny fanorenana ifotony tsy

Sample post image

azo ialana ny Fokonolona»

22-oct-2025

Hoy ny mpanjanatany fahiny hoe "Le Fokonolona rend les malgaches ingouvernables", hoy ny fampahatsiahivan’ny antoko politika Marina, Désiré Ranaivoson. Tsy zakan-dry zareo io rafitra io fa fototra miantoka ny fiandrianam-pirenena, hanaovana tenierana eny ifotony, hoy izy. Iavahantsika amin'ny firenena maro io. Ny Fokonolona no rafitra fototra mila haverina. Iray amin'ny fanorenana ifotony tsy azo ialana ny Fokonolona, hoy hatrany ny tenany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-sept-2026

Notokanan’ny Fondation AXIAN NY

Card image cap
17-sept-2026

Tsy vao sambany ny tranga

Card image cap