airtel

Sosialy

16-juil-2026

Lemak'i Betsimitatatra

Nanomboka omaly ny

Sample post image

fanondrahana ireo tanimbary

16-juil-2026

Nanomboka omaly ny fanondrahana ny tanimbary ao amin'ny Lemak'i Betsimitatatra sy ireo faritra manodidina. Ny Lakandrano GR, izay misintona rano avy amin'ny reniranon'Ikopa amin'ny alalan'ny tohodrano eo Tanjombato, no miantoka ny famatsiana rano ilaina amin'izao fanombohan'ny taom-pambolena izao. Nisy talohan'izao ny asa fanadiovana sy fikojakojana ny Lakandrano GR, notanterahin'ny APIPA mba hahafahan'ny rano mikoriana tsara sy tonga any amin'ireo tanimbary rehetra misitraka izany. Tafiditra ao anatin'ny ezaka ataon'ny APIPA amin'ny fitantanana ny rano, fanohanana ny famokaram-bary ary fanatsarana ny fiainan'ireo tantsaha ao amin'ny Lemak'Antananarivo ireo asa ireo.
Jean D.
Fanokafana hidin-drano amin'ny barazy teny Tanjombato
 

Dans la même rubrique

03-sept-2026

77%n’ny ankizy eto Madagasikara

Card image cap
03-sept-2026

Manolotra fitaovam-pianarana 1 200 ny Fondation Axian

Card image cap
02-sept-2026

tsy miaraka amin’ny mpiasa izany!»

Card image cap
02-sept-2026

karazam-bary vaovao "Besalohy" ny FOFIFA

Card image cap
02-sept-2026

mampiana-janaka

Card image cap