airtel

Sosialy

13-août-2026

Tapitra ny 48 ora

Nogiazana ny entan’ireo mbola

Sample post image

nivarotra amoron-dalana

13-août-2026

Tapitra omaly ny 48 ora nomena ireo mpivarotra amoron-dalana mba hidirany anaty tsena, raha tsiahivina. Tazana nanala avy hatrany ny entan’izay mbola nibahana fifamoivoizana, araka izany, omaly, ireo tomponandraikitry ny fiadidiana ny kaominin’Antananarivo renivohitra, notarihin’ireo polisy monisipaly. Nentina tamin’ny kamiaon’ny Kaominina, izany hoe, nogiazana avy hatrany ny entan’ireo mpivarotra mbola tratra nanao izay tsy fanarahan-dalàna izay. Isan’ny nahitàna izany teny Anosibe, Anosy, Mahamasina sy ireo toerana hafa, raha ny fampitàm-baovao voaray hatrany. Ny sasany efa tsy mionona amin’ny fivarotana amoron-dalana intsony fa miha maka ny atin’arabe mihitsy, hoy ireo fanehoan-kevitra.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

11-sept-2026

Tsy misy toerana izay tsy ahitana

Card image cap
10-sept-2026

mpiasa no tanjona, hoy ny FISEMARE

Card image cap
10-sept-2026

ny renivola sy ho fanarenana

Card image cap