airtel

Sosialy

03-févr-2023

Sosialy

Tovolahy voalaza ho matin’ny hanohanana Manahy zavatra hafa ireo mpiara-monina

Sample post image

Rehefa tonga teny amin'ny trano fonenany teny Soavimasoandro ny nofo mangatsiakan’ilay tovolahy voalaza ho

03-févr-2023

matin' ny hanohanana teny Besarety ny 1 janoary teo dia nilaza ny fianakaviany fa tsy azo andrasana ny razana ary tsy misy famangiana ihany koa, hoy ny fampitam-baovao voaray omaly. Tezitra ireo mpiara-monina ka nitokona teo am-bavahady ary nangataka ny mba hiandrasana ny fatin'ny naman'izy ireo. Rehefa navela niditra moa izy ireo dia tsy mihira ary tsy mahazo mitabataba no fepetra napetraky ny fianakaviana. Milaza ny mpiara-monina taminy fa mety tsy hanohanana fotsiny no nahafaty azy fa mety miharo aretim-po noho ny olana iainany tao an-tokatrano, raha ny fampitam-baovao voaray omaly hatrany.
J. Mirija

 

Dans la même rubrique

10-sept-2026

mpiasa no tanjona, hoy ny FISEMARE

Card image cap
10-sept-2026

ny renivola sy ho fanarenana

Card image cap
09-sept-2026

Raha ny fampahafantarana nataon’ny

Card image cap
09-sept-2026

fitoriana iraisampirenena

Card image cap
09-sept-2026

no efa mampihatra izany

Card image cap