airtel

Sport

11-sept-2025

Anosizato andrefana

Ho tsenaina makotroka i Toldo

Sample post image

Ankoatran’i Nicolas Rijaniaina Randriamanampisoa,

11-sept-2025

izay ho tsenaina makotroka eny Ambavahaditokana, dia amin’ny fomba makotroka koa ny hitsenana an’i Michel Ramandimbisoa na Toldo, izay mpiandry tsatoby an’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na Barean’i Madagasikara, izay milalao ao amin’ny Elgeco plus, etsy amin’ny kaominin’Anosizato andrefana amin’ity anio alakamisy ity, raha ny fampitàm-baovao voaray. Amin’ny 4 ora hariva no fotoana, hoy ny fanentanana. Eo amin’ny tetezan’Anosizato io. Hisy ny podium sy «animation DJ» eo amin’ny fiolanana Ambanimaso, raha ny fampitam-baovao hatrany.
Nangonin’i J. Mirija

 

Dans la même rubrique

28-avril-2026

Mangataka ny hanoloana an'i Iran hampidirana an'i Italie

Card image cap
28-avril-2026

Nahavita ny azy ny tao Mandritsara

Card image cap