airtel

Sport

06-févr-2025

Corentin Martins

Hifantina mpilalao any Eoropa sy Etazonia

Sample post image

Ny alahady teo no niala teto Madagasikara ny mpanazatra vaovaon’ny ekipam-pirenena

06-févr-2025

malagasin’ny baolina kitra, Corentin Martins, raha ny fampitam-baovao voaray. Hisy, noho izany, ny fihaonany amin’ireo mpilalao malagasy mila ravinahitra any am-pitan-dranomasina, indrindra, ireo any Eoropa sy Etazonia. Hifantina mpilalao any Eoropa sy Etazonia, araka izany no isan’ny fandaharana goavan’ity mpanazatra ity ao anatin’izao fivoahany ny nosy izao, hoy hatrany ny fampitam-baovao. Nilaza moa ny tenany fa ireo tena hita fa mendrika indrindra sy mahay indrindra no ho antsoina sy ho resana lahatra handrafitra ny ekipam-pirenena na ny Barea satria goavana ny tanjona dia ny ho tody any amin’ny dingana famaranana ny fiadiana izay ho tompon’amboara eran-tany 2026.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

28-avril-2026

Mangataka ny hanoloana an'i Iran hampidirana an'i Italie

Card image cap
28-avril-2026

Nahavita ny azy ny tao Mandritsara

Card image cap