airtel

Sport

16-juil-2025

Fifaninanana Eoropeanina eo amin’ny kitra

Hanana solontena miisa 2 ny malagasy

Sample post image

Hanana solontena miisa 2 izany ny malagasy, raha ny mikasika ny fifaninanana

16-juil-2025

eoropeanina eo amin’ny taranja baolina kitra 2025 – 2026 no resahina. Handray anjara amin’ny Europa league ny Young Boys, divizionina voalohany ao Soisa, izay misy ny irakiraka afovoany no sady kapitenin’ny ekipam-pirenena malagasy na Barean’i Madagasikara, Rayan Raveloson. Ny Conference league kosa no fifaninanana iraisampirenena handraisan’ny Rapid Wien, divizionina voalohany ao Autruche, anjara. Ity klioba ity indray no ahitàna ny vodilaharana malagasy, Jean Harisson Marcelin.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

28-avril-2026

Mangataka ny hanoloana an'i Iran hampidirana an'i Italie

Card image cap
28-avril-2026

Nahavita ny azy ny tao Mandritsara

Card image cap