airtel

Sport

18-juin-2025

Tompondaka eran-tanin’ny Judo

Tsara fanombohana i Laura Rasoanaivo

Sample post image

Tao anatin’ny 31 segondra monja no nandavoan’ilay teratany malagasy, Laura Rasoanaivo,

18-juin-2025

ilay teratany danoise, Laerke Olsen, nandritry ny andro voalohan’ny tompondaka erantany eo amin’ny taranja Judo, ho an’ny sokajy vehivavy latsaky ny 70kg, raha ny fampitam-baovao nandritr’ity fifaninanana iraisampirenena atao any Hongrie ity omaly. Nanjaka tanteraka tamin’ny ippon tamin’ny alalan’ny Uchi Mata ny malagasy. Tekinika talentan’i Laura indrindra io, hoy ny fanazavàna. Tsara fanombohana, araka izany, teto ny solontena malagasy. Irariana ihany koa mba ho tsara kokoa hatrany ny tohiny rehetra.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

28-avril-2026

Mangataka ny hanoloana an'i Iran hampidirana an'i Italie

Card image cap
28-avril-2026

Nahavita ny azy ny tao Mandritsara

Card image cap