airtel

Toekarena

03-févr-2026

Toekarena sy tolotra

Fanararaotra ny fetin'ny mpifankatia ho avy io

Sample post image

Eo amin' ny sehatra ara -toekarena

03-févr-2026

maneran - tany dia maro ireo orinasa fanta -daza izay manavao ny tolotra omeny. Anisan'ny manao izany ny « Baolai » Antananarivo sy Toamasina. Tsy tambo isaina ny entana ilain'ny besinimaro amin'ny andavanandro misy ao. Singanina amin'ireny ny Canvas tv mini Led - 4K Qled - Uled tv - mini Led - Oled - Smart Tv, misy 17 hatramin ny 120" misy antoka 1 taona. Fa tena malaza ary tena ilaina ihany koa ankehitriny ny batterie solaire : lithium sy gel ary ny réfrigérateur samihafa mora vidy. Ho fampihantana ny mpifankatia rehetra dia misy ny fihenam bidy ny entana sasany hisense sy jeyoo, hoy ny tompon'andraikitra. Mbola maro karazana. ireo entana vaovao, amin'ny sarany mety ho an'ny isan-tokantrano. Samy tsy ho diso anjara avokoa na ny lahy na ny vavy. Aleo mijery toa izay tantaraina.
Pati
Légende : Azo hatao fanomezana fetin'ny mpifankatia avokoa itony amin'ny sary itony !
 

Dans la même rubrique

16-avril-2026

ny tontolon’ny fanofanana sy ny asa

Card image cap