airtel

Actualités

19-mai-2026

50 Ariary maro

natao volamena 3 taona aty aoriana

Sample post image

mbola mampametra-panontaniana!

19-mai-2026

Ny didim-panjakana laharana faha 2023-560 ny 17 may 2023 no namaritana ny famoahana ny vola 50 Ariary atao volamena mba ho fanamarihana ny faha 50 taonan'ny Banky foiben'i Madagasikara na BFM. Volamena tsy misy fangarony ireo vola ireo, raha ny fampahantarana natao tamin'izany fotoana izany. 24 kara io. Milanja 1 Oz na 31,1g. 35mm ny hadiriny. Namidy 12 tapitrisa Ariary na 2870, 04 Euro na 2478,50 Dolara USD ny singany tamin'izany fotoana izany. 3 taona aty aoriana, mampametra-panontaniana hoe lafo daholo ve izany ireny tosakana 50 Ariary tamin'izany fotoana izany ireny sa ahoana no niafarany? Inona no nentiny ho an'ny toekarem-pirenena tao anatin'izay 3 taona izay? Nampitombo ny harinkarena sy nanatsara ny fivelomam-bahoaka ve?
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-juil-2026

125 Miliara Ariary eo hatreto ny kaonty nogiazana

Card image cap
17-juil-2026

Miara-miasa amin’ny rafitra iraisampirenena ny ARAI

Card image cap
17-juil-2026

Vao nanomboka dia nangotraka ny delestazy...

Card image cap
17-juil-2026

Misy mibodo ny tanin'ireo mponina

Card image cap
17-juil-2026

marika World Cola ny mpanankato Denise.

Card image cap
17-juil-2026

mampanahy raha tsy miara-mientana isika»

Card image cap