airtel

Actualités

05-févr-2026

ARIVONIMAMO

Lehilahy maty nipoahan'ny gaz

Sample post image

Raim-pianakaviana iray vao 28 taona monja,

05-févr-2026

mpanao soudure no fantatra fa maty nipoahan'ny gaz tao Ampoara, Fokontany Mangatanykaominina Arivonimamo I, omaly Alarobia 04 Febroary atoandro tokony ho tamin'ny 11 ora. Raha araka ny fantatra dia nanao soudure amin'ny fanaovana Marteau izy ireo no nanapaka vy tamin'ny soudure électrique. Ny lohan'ilay gaz no niandohan'ny fipoahana. Vokany, nirefotra ilay gaz ka niantefa tamin'ilay Raim-pianakaviana tampoka. Naratra mafy ny tanany vokatr'izany raha nofo sisa no hita teo amin'ny fehany. Tsy tana moa ny ain'ity Raim-pianakaviana ity na dia efa nentina namonjy hopitaly izy.
Nangonin'i Pati Légende : Mamono olona hatrany ny gaz mipoaka eto amintsika !
 

Dans la même rubrique

06-févr-2026

politika sy mpitondra ny mitandrina vava tsy ambina!»

Card image cap
06-févr-2026

amin'izao Fitondrana izao

Card image cap
06-févr-2026

ny famerenana ny tan-dalàna ny Maorisianina

Card image cap
06-févr-2026

noraisina ny masoivoho vaovao

Card image cap
06-févr-2026

Nampiana 1,82 tapitrisa hekitara ny faritra arovana vaovao

Card image cap