misahana ny Toetr’andro (OMM) fa misy 80 % ny vintana hisehoan’ny tranga El Niño eo anelanelan’ny volana Jona sy Aogositra 2026. Araka ny fanazavana, mety hahatratra hery antonony ka hatramin’ny mahery vaika ity tranga ara-toetr’andro ity, ary tsy azo esorina ihany koa ny mety hahatongavany amin’ny ambaratonga “Super El Niño”. Raha mitranga izany dia mety hampitombo ny hain-tany, ny tondra-drano, ny orambe mahery ary ny hafanana tafahoatra any amin’ny faritra maro maneran-tany. Manoloana izany, mampitandrina ny OMM fa ilaina ny fiomanana mialoha, satria mety hanamafy ireo tranga ara-toetr’andro mahery vaika efa vokatry ny fiovan’ny toetr’andro ny fiverenan’i El Niño amin’ity taona ity.
VANYAH (Stagiaire)
Voalohany Miisa 31 hatreto ireo Malagasy