airtel

Actualités

20-avril-2026

Eliace Ralaiarimanana

"Fitiavan-tanindrazana ny

Sample post image

fandraisana lesona amin'ny tsikera"

20-avril-2026

Raha tena olona manam-pitiavan-tanindrazana sy vonona hampandroso firenena izao fitondrana izao dia tsy manenjika ireo mpitsikera fa mandray lesona amin'ny tsikera, hoy ny filohan'ny antoko politika Kristianina manao politika, Eliace Ralaiarimanana. Izaho manokana, hoy izy, dia tsy manaran-drenirano velively fa sahy mamaky bantsilana rehefa misy tsy mety ataony mpitondra. Mahasoa ny vahoaka ny ahy fa tsy seza. Tanindrazana fa tsy voninahitra. Masina Andriamanitra! Isan'ny fitiavan-tanindrazana, hoy hatrany ny tenany, ny fandraisana lesona amin'ny tsikera.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

03-sept-2026

Namonjy ny volany 100 000Ar, kinanjo natelin’ny rano i Dety

Card image cap
02-sept-2026

10 taona asa an-terivozona an-tranomaizina !

Card image cap
02-sept-2026

an'i Madagasikara amin'ny bisikileta

Card image cap