airtel

Actualités

30-juil-2026

Fahaverezan'olona

etsy sy eroa

Sample post image

Hita ihany i bebe Lora

30-juil-2026

Efa tonga naka an'i bebe Lora ny vinantovaviny, hoy ny fampitam-baovaon'ny fiadidiana ny zandarimaria ao Andoharanofotsy, omaly. Mitsahatra, noho izany, ny fikarohana ity ramatoa tsy hita teo aloha ity. Avy any amin'ny fokontany Miandrarivo, Boriborintany faha-II eto Antananarivo renivohitra izy. Hitan'ireo fianakaviany tao amin'ny pejy Facebook an'ny CIRGN - Antananarivo ny filazàna ka roso avy hatrany izy ireo naka ity rafozany ity. Somary efa very tadidy ilay ramatoa avy tsy hita io, hoy hatrany ny fampitam-baovaon'ny zandarimaria.
Nangonin'i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-sept-2026

karaman’ireo depiote hamahana delestazy ! »

Card image cap
16-sept-2026

Mbola tsy mivaha tanteraka ireo

Card image cap
16-sept-2026

124 miliara dolara ho an’i Afrika, zara raha 406 tapitrisa dolara ny antsika

Card image cap
16-sept-2026

Niverina ofisialy omaly 15 septambra 2026

Card image cap