airtel

Actualités

04-juin-2026

FANAGADRANA AN'i JEAN NIRINA R

Mangataka ny hamoahana

Sample post image

ny marina ny Hafari sy Fitrama

04-juin-2026

Valifaty politika nataon’olom-boafidy teo aloha no misy hoy Atoa Herilala Andrianaivo, tompon’andraikitra Serasera Hafari sy Fitrama nandritra ny fanambarana niantsoany mpanao gazetyy omaly Zavatra roa no hanejehana ani Jean Nirina Rafanomezantsoa dia ny fivarotana ny kianjan’Anosizato sy ny resaka Anosibe Angarangarana. Tsy mitombona velively ireo fanejehana azy ireo hoy ny teo anivon’ny Hafari sy Fitrama ka mangataka ny hanaovana fanadihadiana hentitra sy hamoahana ny tena marina momba io raharaha io ireto farany.
LALAINA RAV
 

Dans la même rubrique

17-juil-2026

125 Miliara Ariary eo hatreto ny kaonty nogiazana

Card image cap
17-juil-2026

Miara-miasa amin’ny rafitra iraisampirenena ny ARAI

Card image cap
17-juil-2026

Vao nanomboka dia nangotraka ny delestazy...

Card image cap
17-juil-2026

Misy mibodo ny tanin'ireo mponina

Card image cap
17-juil-2026

marika World Cola ny mpanankato Denise.

Card image cap
17-juil-2026

mampanahy raha tsy miara-mientana isika»

Card image cap