airtel

Actualités

30-janv-2026

FANINTSIANA

Noho ny lohatenim-baovao

Sample post image

tamin’ny lahatsoratra mikasika ny

30-janv-2026

raharaha Antanambao Tsirandrany nanao hoe : « Antanambao Tsirandrany : Tsy may ireo trano 247, fa amin’izao nisy nanafika », nivoaka ny talata 27 janoary teo, dia mitondra fanintsiana ny eto amin’ny Tia Tanindrazana noho ny fitakian’ireo andian’olona nanao fanambarana izay notaterina an-gazety teto, fa « Tsy may amin’izao fotsiny ireo trano 247 isa, fa nisy nanafika » no tena izy, izany hoe : sady may ireo trano, saingy tsy fahamaizana tsotra fa vokatry ny fanafihana. Nentina izao fanintsiana izao na dia efa voalaza tao anatin’ny votoatin’ny lahatsoratra ihany aza izany, fa teo amin’ny lohateny no nisy tsy fifanjohiana tamin’ny votoatiny !
 

Dans la même rubrique

30-avril-2026

ny miaramila sy tanora handoro toby mpihary herinaratra »

Card image cap
30-avril-2026

Tanora miisa 15 no indray

Card image cap
29-avril-2026

Tsy tena tsapa ilay fanovàna ! Apetrao ny satan'ny tetezamita fanavaozana !"

Card image cap
29-avril-2026

birao vaovao, notsofina rano

Card image cap