airtel

Actualités

01-juin-2026

Fetin’ny

Fahaleovantena 2026

Sample post image

Hanomboka anio etsy

01-juin-2026

Analakely ny ‎fankalazana ofisialy
Ny tananan'Antananarivo Renivohitra no handray ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny fetin’ny Fahaleovantena amin'ity 2026 ity. ‎Hisy hetsika hanamarihana ny fanombohan’ireo hetsika fankalazana rehetra manerana ny Nosy izany hatao eo amin’ny “Parvis de l'Hôtel de Ville” Analakely anio alatsinainy 01 Jona 2026. Hisy mandritra izany ny fananganan-tsaina, fampahafantarana ny lohahevitra "Fanavaozana ho fampandrosoana an'i Madagasikara" sy ny sary famantarana ofisialy arahin'ny fanentanana sy seho ara-kolontsaina isan-karazany.
‎ Jean D.
 

Dans la même rubrique

07-sept-2026

demokrasia no tena mipetraka ny kolikoly»

Card image cap
07-sept-2026

Tsy mba miova ny tantara fa ny

Card image cap
07-sept-2026

hanamboaran-dalana eto Madagasikara

Card image cap
07-sept-2026

Hametraka ho laharam-pahamehana

Card image cap
03-sept-2026

Namonjy ny volany 100 000Ar, kinanjo natelin’ny rano i Dety

Card image cap