airtel

Actualités

26-août-2026

Fiaraha-miasa

Malagasy - Koreana Tatsimo

Sample post image

Nisy fanolorana sakafo sy trano tao Agnarafaly

26-août-2026

Tokantrano miisa 251 no nisitrika tohana ara-tsakafo ahitana vary 50kg, paty, siramamy, menaka ary voamaina tao amin'ny Fokontany Agnarafaly, Kaominina Ifotaka, Distrika Amboasary Atsimo ny Talata 25 aogositra 2026. Natolotra nandritra io fotoana io ihany koa ny trano iray misy efitra roa ho an'ny vondrom-piarahamonina izay ho ampiasain'ireo "Agent Communautaire" any ifotony amin'ny fitiliana sy fijerena ary andraisana an-tanana ireo zaza tsy ampy sakafo sy ireo Reny bevohoka. Misy ihany koa ny fanaovana foto-drafitrasa ho famatsiana rano fisotro sy fambolen'ny tantsaha ary masomboly. Izany dia azo avokoa vokatry ny fiaraha-miasan'ny Governemanta Malagasy sy Koreana tatsimo amin'ny alalan'ny Projet KFHI izay miantsehatra ao amin'ny Distrika Amboasary Atsimo, Faritra Anosy.
Jean D.
Hetsika fanolorana tohana sy foto-drafitr'asa tao Agnarafaly
 

Dans la même rubrique

26-août-2026

tsy nahavaha olana

Card image cap
26-août-2026

fahaverezam-panahintsika!»

Card image cap
26-août-2026

maso sy fisavana ny Minisitera

Card image cap
26-août-2026

Madagasikara hizorana

Card image cap
26-août-2026

120 tapitrisa dolara fa tsy 77

Card image cap
26-août-2026

Nifanekena ny hanatsarana ny tolotra « mobile money »

Card image cap