airtel

Actualités

21-oct-2026

VOVONANA TANTANA

Tokony hijery tsara ireo

Sample post image

olona hiara-kiasa aminy ny

21-oct-2026

Fitondrana fanavaozana
Mila mailo, mitandrina.....ny Fitondrana Fanavaozana. Niverimberina ireo teny avy amin’ny mpandinika raharaham-pirenena sy mpanao politika ireo tato ho ato noho ny zava-misy eto amin’ny tany sy ny firenena. Ho an’ny Vovonana Tantana dia maro ny takaitra sy ny ratra mbola tsy sitrana taorian’ny tolona nivaivay nisy teto amin’ny firenena. Betsaka no very fihinanana tsy faly ny amin’ny fisian’izao fiovana goavambe entin’ny Fitondrana Fanavaozana izao hoy Rakotoniaina Justin, Filoha nasionaliny ka ilana fahamailoana. Mandritra ity taona iray manaraka ity no tena ilana izany hoy hatrany ny Filoha nasionalin’ny Vovonana Tantana. Tsy tokony hatao ambanin-javatra koa hoy izy ny mandinika ny fahitsiana sy ny vokatra entin’ireo nomena andraikitra. Ny tombontsoan’ny vahoaka Malagasy mantsy no tokony ho lohalaharana. Misy ihany koa ireo mandany vola nefa tsy misy vokatra......
Pati
Legende : Izy no Rakotoniaina Justin, filohan’ny Vovonana Tantana !
 

Dans la même rubrique

21-oct-2026

Natsikafon’ny PRRM fa

Card image cap
21-oct-2026

Mankaleo ilay kolikoly ! Soloy sy fongory izay tsy manjary !»

Card image cap
21-oct-2026

Mety hiteraka fahafatesana tampoka fa mba hamarino ! »

Card image cap
21-oct-2026

toavintsika ny fanajariana sy fananantany

Card image cap
21-oct-2026

Mbola lehibe ny fanamby hampisitraka

Card image cap
20-oct-2026

tsy mazava amin’ny mpisehatra

Card image cap