airtel

Actualités

19-mai-2026

Fiovaovan'ny toetr'andro

Miha lasa aloha hatrany ny ririnina

Sample post image

Tsikaritra ho miha midina sahady ny hatsiaka

19-mai-2026

indrindra, ho an'ny faritra afovoantany. Azo lazaina ho mbola mamarana ny vanim-potoanan'ny fararano anefa isika izao, raha ny fanazavan'ireo tantsaha mpamokatra. Raha ny fampahantarana avy eo anivon'ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro moa dia manodidina ny 14 hatramin'ny 25 degre selsiosa teo ny marimpana tamin'iny omaly iny. Hita ho miha lasa aloha hatrany, araka izany, ny ririnina, raha ny fiovaovan'ny toetr'andro eto Madagasikara no jerena.
Nangonin'i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-juil-2026

125 Miliara Ariary eo hatreto ny kaonty nogiazana

Card image cap
17-juil-2026

Miara-miasa amin’ny rafitra iraisampirenena ny ARAI

Card image cap
17-juil-2026

Vao nanomboka dia nangotraka ny delestazy...

Card image cap
17-juil-2026

Misy mibodo ny tanin'ireo mponina

Card image cap
17-juil-2026

marika World Cola ny mpanankato Denise.

Card image cap
17-juil-2026

mampanahy raha tsy miara-mientana isika»

Card image cap