airtel

Actualités

15-mai-2026

KMF

CNOE

Sample post image

ny fikaonandoham-pirenena

15-mai-2026

Hanara-maso ny fanatanterahana ny fikaonandoham-pirenena ny KMF/CNOE, araka ny nambaran'ny filohany tetsy Antanimena ny Alarobia teo. Miainga amin'ny fanomanana ka hatramin'ny andro hanatanterahana izany. Nanamafy ny KMF/CNOE fa tena zava-dehibe ny fampandraisan'anjara ny olom-pirenena sy ny vahoaka Malagasy, ny fakana ny hevitr'izy ireo miainga eny amin'ny Fokontany. Tokony ho isan'ny mpandray anjara mandritra ny fikaonandoham-pirenena ihany koa ny mpianatry ny Oniversite manerana ny Nosy. Nahitsy ny teo anivon'ny KMF/CNOE raha nilaza fa tokony ho fantatra mazava ireo dingana rehetra hatao amin'ny fanatanterahana ny fikaonandoham-pirenena. Miantso ny Minisitera misahana ny fanavaozana izy ireo mba hamoaka tetiandro mazava ary hazavaina sy ampahafantarina ny vahoaka Malagasy ny atao hoe : fikaonandoham-pirenena sy ny antony akana ny hevitr'izy ireo.
Nangonin'i Jean D
Ireo mpikambana KMF/CNOE nanao fanambarana
 

Dans la même rubrique

05-juin-2026

Fantantsika hatramin’izay fa ny

Card image cap
05-juin-2026

HCC raha mikotrika fanongam-panjakana"

Card image cap
05-juin-2026

ny asa no ifampitsarana!"

Card image cap
05-juin-2026

Voalohany Miisa 31 hatreto ireo Malagasy

Card image cap
05-juin-2026

mifototra amin’ny fahitsiana no tanjona

Card image cap
05-juin-2026

kolikoly amin'ny fampianarana

Card image cap