airtel

Actualités

03-juin-2026

Saika maty

voatsindrin’ny kamiao

Sample post image

Ny «ballon de suspension» no nanavotra azy

03-juin-2026

Lehilahy iray, mpamily mpanampy, nametaka kirika tamina kamiao vaky kodiarana no saika voatsindry tao Ambositra omaly tolakandro, raha ny fampitàm-baovao voaray. Ny «ballon de suspension», izany hoe, ilay fiazonana ny fanambanin’ny fiara tsy hilatsaka iny an'ilay kamiao no voalaza fa nanavotra ity lehilahy ity. Raha tsy nisy rivotra io «ballon de suspension» io dia potsitra tao, araka izany, ranamana. Avotra soamantsara ihany moa ny tenany, raha ny fampitàm-baovao voaray omaly hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

10-sept-2026

Miahiahy sy miampanga olom-boafidy TGV ireo voakasika

Card image cap
10-sept-2026

tokony hahintsy ny fifidianana!»

Card image cap
10-sept-2026

ny volan’ny orinasan-dRajoelina

Card image cap
10-sept-2026

Niseho tamin’ny alalan’ny « visioconférence »

Card image cap
10-sept-2026

Hovitaina mialohan'ny faran'ny taona

Card image cap
09-sept-2026

rano fisotro madio tsy tapaka ny fanjakana

Card image cap